У нас вы можете посмотреть бесплатно Ankiniko Ny Ainga или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ankiniko (Ny Ainga) Ray ô, manirery aho miandrandra Anao mangina Mafy ny fiainam-pitiavako niainako iny ’Zay nantenaiko, ratra ao am-po Dia vavaka, irery, tomany no anjarako Tompo ô, Andriamanitro Ianao, mafy ny efa nentiko Mafy Andriamanitra ô Ankiniko aminao ny fiainako, Andriamanitra ô, atolotro Anao ny ranomasoko. Fiv: Fa fitiavana iny ranomasoko iny Fitiavana ireny fahalemeko ireny Fitiavana iny niaretako iny Ireny fihafiako ireny: fitiavana. Ray ô mino mafy aho fa tsy avelanao irery Ireo ranomaso manginako ny alin’iny Mino aho ny ampitsoko, mino aho Tompo ô Dia matoky fa mba hipoitra masoandroko Niezaka aho hitia, ho tokam-po hatrany Nefa toa very dia tsy mba nahita ny mamy Niezaka aho hikiry, nanjohy an’azy hatrany Fa ny lalako iny, lasa tomany. Fiv: ..... Tsy olona iray ahasambatra ahy no tena iriko Tompo Fa olona iray hotiaviko mandritra ny fiainako Tantano ny lalako Tompo Tantano ny ampitsoko Hanana ny anjarany Ankiniko aminao tsy foiko Omeo izay ho anjarany.