У нас вы можете посмотреть бесплатно NY HERIN'NY TENY | DIMY ANDRIASON | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ny Teny dia manana hery lehibe, fa indrindra ny Tenin’Andriamanitra ! 🙏 Afaka mitondra vahaolana, fahagagana ary fanasitranana ho anao izany. 📺 Araho izao ny fandaharana BAIBOLY TENY VELONA miaraka amin’ny Révérend Dimy ANDRIASON ary raiso ny anjara vahaolana sy ny famonjena omena anao. 💡 Na inona na inona olana atrehinao, Jesosy dia manana vahaolana ho anao. Tsy misy tsy hain’Andriamanitra atao !💪 📢 Zarao amin’ny hafa rehefa voaray ny anjara fahasoavana sy fahagaganao ! Mijere am-pinoana, tahian’i Jesosy !🙏 -------------------------------- Ny 𝗥𝗲́𝘃𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗗𝗶𝗺𝘆 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗦𝗢𝗡 dia filoha mpanorina sy mpitarika ny fiangonana 𝗖𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗔𝗥𝗢𝗟𝗘 𝗩𝗜𝗩𝗔𝗡𝗧𝗘 (𝗖𝗣𝗩) Laharana hahazoana azy ireo : 034 20 315 14 | 033 11 315 14 #herinnyteny #teny #BAIBOLYTENYVELONA #DimyAndriason #MADAGASCARCHRISTIANTELEVISION #mctv ---------------------------------- 0:00 Intro 0:20 Velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra 1:36 Ahoana ny hahatanterahin'ny tenin'Andriamanitra eo amin'ny fiainana ? 2:09 Ny fomba fitenenan'Andriamanitra 3:28 Ny atao hoe faminaniana sy ny herin'ny teny 4:08 Raiso ny herin'ny fanovana 4:50 Jesosy manasitrana ny rà mandriaka nandritran'ny 7 taona 6:38 Tso-drano handresenao