У нас вы можете посмотреть бесплатно Gasy Karaoké RY FOKO MITONIA - Bodo или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Gasy Karaoké RY FOKO MITONIA - Bodo #karaokegasy #gasykaraoke #tononkira Tononkira - Paroles - Texte - Lyric Ry foko, mitonia Mitonia raha sendra alon-drano Ny otakotakao Aoka mba ho sarin'ady Ny rangotry ny anio Hanolatra atsy ho atsy Ka aza dia mitroatra Banjino ny ho avy Ka aza dia mitroatra Banjino ny ho avy Ry foko, mitonia Mitonia raha sendra alon-drano Ny otakotakao Aoka mba ho sarin'ady Ny rangotry ny anio Hanolatra atsy ho atsy Ka aza dia mitroatra Banjino ny ho avy*2 Ka aza dia mitroatra Banjino ny ho avy* Aza tomany raha nindaosin'onja Ilay fanantenana, vao nitsiry dia tsy hita Ny horohoronao, zary ho dobok'aponga Hiandrasana ny ampitso, hitondra ny maraina Ry foko, na dia tsy mora Izany hoe manadino izany Dia ao ny fotoana Hamolavola tsy hanjokaiky Ny fendrofendronao Hivadika ho hira Hikalo ilay mpanjaka Mpanjakan'ny Hazavana Hikalo ilay mpanjaka Mpanjakan'ny Hazavana Hikalo ilay mpanjaka Mpanjakan'ny Hazavana Bodo