У нас вы можете посмотреть бесплатно Fanirisoa Ernaivo: Efa foana avokoa ny sazy politika izay nomena azy hoy izy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 29 OKTOBRA 2025 Fanirisoa Ernaivo: Efa foana avokoa ny sazy politika izay nomena azy rehefa niongana teo amin’ny fitondrana ny olona izay nanasazy azy hoy i Fanirisoa Ernaivo, manoloana ny resabe eny amin’ny tambazotran-tserasera mikasika ny fanendrena azy ho Ministry ny Fitsarana kanefa izy efa tsy mpitsara amperin’asa intsony. Ankoatrany fanesorana azy tsy ho mpitsara tamin’ny 2019 mantsy dia namoahan’ny fitsarana didy higadra 3 taona an-tranomaizina sazy mihatra, miampy didy fampisamborana ihany koa Fanirisoa Ernaivo tamin’ny 2022. Tsy hanao valifaty anefa no nahatongavany eto Madagasikara ka efa samy afaka noho izany izy sy izay mpitsara nanenjika azy, satria fomba fanao eo amin’ny politika izany hoy i Fanirisoa Ernaivo.