У нас вы можете посмотреть бесплатно Ireo olona «mafy be» tao anatin’ny fitondrana «volomboasary»: Samy efa tafatsoaka avokoa amin’izao или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 31 OKTOBRA 2025 Ireo olona « mafy be » tao anatin’ny fitondrana « volomboasary »: Samy efa tafatsoaka any ivelany avokoa amin’izao ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina, ny Praiministra teo aloha Ntsay Christain, ny mpandraharaha Mamy Ravatomanga, i Lalatiana Rakotondrazafy, Rinah Rakotomanga, Dina Andriamaholy Sekretera Jeneraly Lefitry ny Fiadidiana ny Repoblika teo aloha ary ny Minisitry ny vola teo aloha Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison. Tsy mitovy tamin’ny nahatongavan’ny fitondrana Rajoelina tamin’ny 2019 izay nanao valifaty ka nandrangaranga basy ny nanadaboka olona tamin’ny tany tamin’ny fisamborana olona teny amin’ny La City Ivandry nefa ny fitondrana amin’izao hoy i Rolly Mercia. Araka ny fitenin-dry zareo teo amin’ny fitondrana, dia tsy tokony mitsoaka any ivelany ireo mpitondra teo aloha ireo raha tsy nanao ratsy, hoy ity Ministry ny serasera teo aloha ity.