У нас вы можете посмотреть бесплатно FMFOI : 16,17 jolay 1999 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
⏰ 𝟭𝟲,𝟭𝟳 𝗷𝗼𝗹𝗮𝘆 𝟭𝟵𝟵𝟵 - 𝟭𝟲,𝟭𝟳 𝗷𝗼𝗹𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟬 Efa niaina izany BATISAN'NY FANAHY MASINA FAOBE izany ve ny fiangonana misy anao? 👀 sa tantara tao amin'ny baiboly fotsiny no nahalalanao azy? 🔥 Teto amin'ny #FMFOI dia niaina izany indroa miantoana, DERAINA JESOSY. Mitsingerina androany tokoa izany fotoana izany, 21 taona lasa tokoa mantsy izay no nanomezan'i JESOSY KRISTY fanindroany ny Batisan’ny Fanahy Masina Faobe ho an'ny Fiangonana FMFOI. Betsaka ny anjara asan'izany FANAHY MASINA izany ao amin'ny Fiangonan'Andriamanitra, indrindra amin'izao vanim-potoana farany izao; #tombokase ho amin'ny andro fanavotana sy #santatry fiainana mandrakizay ho an'izay mino (porofo maha vady ampakarina), ary mitondra ireo fanomezam-pahasoavana samihafa izay entina manompo an'Andriamanitra mba hiparitahan'ny filazantsaran'ny fahamarinana manerantany eo ampiandrasana ny fihavian'i JESOSY KRISTY eny amin'ny rahon'ny lanitra. 📣 Izahay WEBCOM, dia faly miarahaba an'i Raiamandreny Ampanahy APOSTOLY BENJAMINA MIVADY, izay nanaiky nataon'Andriamanitra fitaovana hampita ny Fahamarinana ho an'ny mpiara-belona sy ho amin'izao tontolo izao. 📣 Miarahaba antsika ZIONA FMFOI rehetra koa mbola namindrana fo ka nahatratra izao andro malaza sy manan-tantara eto anivon'ny Fiangonana izao. « Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; ary eto amin'ity fitoerana ity no hanomezako fiadanana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. » (Hagay 2:9) TSY MAINTSY TAFITA NY FAHAMARINANA, TSY MAINTSY TAFITA NY FIANGONANA.