У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe “Aleo manontany ny Sitrapon’ Atra ihany mba hisian’ny Fiadanana” Toriteny 0325/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mbola ao anatin’ny I Mpanjaka 20 hatrany no hakantsika lesona. Ny I Mpanjaka 20:22 dia ady no mbola hatrehana raha mierina ny taona ka nahatonga antsika niresaka ny Matio 7:24-27 fa rehefa Jehovah no mpanolo-tsaina dia tsy misy fahavalo atahorana, ary na Marina na tsy Marina dia samy iharan’ny loza avokoa fa hafa ny hitondran’Atra ny mahatoky Azy. Manomboka eo @ I Mpanjaka 20:26-31 dia nohamarinin’Atra ny Teniny fa na dia antokony 2 monja aza ny zanak’Israely dia naharesy ny Syriana izay nisy antokony 127 izay miisa 127 000 miaramila raha 2 000 monja ny zanak’Israely. Ny hafatra dia izao “Aleo manontany ny Sitrapon’ Atra ihany mba hisian’ny Fiadanana”. Araho tsara h@ farany anie ny Fampaherezana fa tena hitondra fiadanam-po ho antsika e! Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!