У нас вы можете посмотреть бесплатно FANORENANA FANARIAM-PAKO AMIN'NY ENDRINY VAOVAO HO AN'NY FOKONTANY BAZARIBE. или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Napetraka androany Zoma 14 Novambra 2025 ny vato fototry ny fanariam-pako amin'ny endriny vaovao mifanaraka amin'ny filan'ny vahoaka eto amin'ny Fokontany Bazaribe avy amin'ny Kaominina Ambonivohitr'i Fort-Dauphin ary fanambin'ny Ben'ny Tanàna Andry Andriamahasoro izany nandritry ny fampielezan-kevitra. Natomboka tany amin'ny Fokontany Ambinanibe, mitohy eto Bazaribe ny tetik'asa ankehitriny ary hipaka eraky ny Fokontany 11. Eo amin'ny 45 andro eo ho eo ny faharetan'ny asa ary vinavinaina ho tokanana mialohan'ny faran'ny taona 2025 izao. Tsara ny manamarika fa ny Orinasa manatanteraka ity asa fanorenana ity dia orinasa avy eto an-toerana ihany ho fanomezana sehatra ireo orinasa misy eto amintsika.